Teny iditra tsontsori-mamba
Singan-teny tsontsorika ; mamba
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fianjerana ao anaty rano, ka ny loha no alefa aloha: kilalaon' ankizilahy: atao mifampidipiditra ao anelakela-pen' ny namana avy ny lohan' ny tsirairay dia mitsimbadimbadika amin' izay izy [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17