|
|
|
|

Teny iditra1  kindriandriana
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Kilalao
Fanazavàna teny malagasy  4  Lalaon-jazavavy kely misy solon' olona vita amin' ny tomaboha (ny lehilahy tomaboha lavalava, ny vehivavy tomaboha boribory) miaina ao an-tokantrano [1.1]
Tsipelina hafa  5  tsindriandriana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31