Teny iditra | 1 tsipilavaka |
Singan-teny | 2 tsipy, lavaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Kilalao |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka [1.1] |
Ohatra |
6 Tapitra tafavoaka izahay ary efa niomana ny hanao kanety, na raboka, na tapimaso, na tsipilavaka. [2.332#] |
Tovy hevitra | 7 antsipilavaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |