Teny iditra | 1 saribakoly |
Fototeny | 2 sary |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Kilalao |
Fanazavàna teny malagasy |
5 saripapety [Taifasy]
[1.78] 6 Sariolona izay matetika vita amin' ny bakoly, ka ataon' ny ankizivavy kely kilalao kizanajanaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 a doll [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 poupée [1.8] |
Ohatra |
9 Tereny izy hanao saron-tava, ho lasa saribakoly, ampitondrainy anarana hosoka, aseho ho toy ny tsy afaka miara-monina amin' ny hafa, tena tsy avotra intsony. [1.369#] 10 Tsy Ratovo ihany anefa no voa fa any an-takona any dia misy fo mijaly, eritreritra marary, ary fanahy fadiranovana, mahita maso ity zazavavy toy ny saribakoly eo anoloan' ny trano bongo. [2.895#] |
Nohavaozina tamin' ny 2021/07/03 |