|
|
|
|

Teny iditra1  kizanajanaka
Fototeny  2  zanaka
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Kilalao
Fanazavàna teny malagasy  5  Sariolona na saribakoly ataon' ny ankizy, indrindra ny ankizivavy, lalao sy lazainy fa zanany ka babeny na trotroiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  Poupée [1.3#342]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28