|
|
|
|

Teny iditra1  asampinga
Singan-teny  2  asa, ampinga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  (na marakely) matson' ny ankizy manao fiaraha-mihetsika amin' ny ampinga sy hazo kely toa tehina solo-na lefona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18