|
|
|
|

Teny iditra 1  takibaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  12 [Bezanozano] lanivoa [1.78]
13 Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja
14 Ilazana ny elanelan' ny zoro amin' ny rindrina, na afovoan' ny zoro anankiroa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 le flanc, la partie située entre la hanche et les côtes
16 la partie moyenne des cloisons, celle qui est vers le milieur d'une chose, le milieu [1.3]
Tsipelina hafa  17 takiba
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22