Teny iditra (1/2) | 1 sofina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
8 Haiaina |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Organa andrenesan' ny olona sy ny biby ny karazam-peo rehetra, amin' ny alalan' ny sampan-kozatra kiritika kely manemitra ny aty sofina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 the ear [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 l'oreille [1.8] |
Ohatra |
12 ny fidoboky ny feo ao an-tratrany no tohofany sofina. [2.470] 13 roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Manontolo |
|
Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny sofina io |
Lahatsoratra |
31 Randzavola: sofina ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 32 sofina |
Sokajin-teny | 33 anarana |
Voambolana |
34 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
35 Pour les plantes : grandes stipules de certaines plantes (Voir besofina). On appelle aussi sofina les feuilles amplexicaules, auriculées à la base et par extension les plantes qui ont de telles feuilles. Plus rarement nom des cotylédons de la plantule ou des premières feuilles du jeunes plant. Les plantes à stipules réduites ou à feuilles réduites sont parfois appelées sofisofina ou sofisofy (comparer à sofasofa). [1.196] |
Fivaditsoratra | 36 fisano, sofina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |