Teny iditra | 1 vadipeo |
Fototeny | 2 vadika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Haiteny |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Teny ilazana ny fivadiham-baninteny: mahandroa = mandrahoa [1.1] 6 voanteny ahitana fifamadihan-toeran-janapeo na renifeo: Ahitana vadipeo ao amin' ny nandrahoina sy nahandroina [1.62#1071] 7 Ny vadipeo rehetra:
|
Fanazavàna teny anglisy |
8 metathesis [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 métathèse [3.1] |
Tovy hevitra | 10 fivadi-tsingampeo |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/31 |