|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  vozona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan' ny soroka sy ny loha: Misy vailahy kely eo amin' ny vozony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 the neck [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 cou, col, goulot [1.3]
18 le cou; le col [1.8]
Ohatra  19  Be ny goaika, ka tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy vozona avokoa izy rehetra [2.69#241]
Voambolana  20  Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 22 misy ny teny how vozona
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  38 Randzavola: vozona ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2) 39  vozona
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny malagasy  41 enti-milaza fanerena hanaiky [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  42 contrainte, violence [1.3]

Fivaditsoratra  vozona, 43 zavoño

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21