|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : manaram-po

Ohabolana 1Aza manaram-po ohatra ny kary an-efitra. [2.165]
Manaram-po hoatry ny kary an' efitra. [2.415 #3027]
Manaram-po, ohatra ny kary an-efitra. [2.653]
Manaram-po tahaka ny kary an' efitra. [2.558 #2033]
Mihary zaka hoatry ny kary an' efitra. [2.415 #3027]
Dikanteny frantsayNe faites pas toutes vos volontés comme un chat sauvage dans le désert. [2.165]
Suivre son bon plaisir comme un chat sauvage en campagne. [2.415 #3027]
Fanazavana frantsaySe disait des libertins. [2.415 #3027]

Ohabolana 2Malaina hatry ny fahazaza, ka ory mandraka antitra. [2.558 #1926]
Manaram-po fahazaza, ka maka kitay fotsy volo. [2.653 #1566, 2.974 #189]
Miara-monina amim-pahalainana fahazaza, ka mitafy voro-damba efa antitra. [2.415 #1576]
Miara-monina amim-pahalainana fahazaza ka mitafy voro-damba rehefa antitra. [2.165 #1914]
Dikanteny frantsayUn enfant trop dorloté finit par ramasser des fagots quand il a des cheveux blancs. [2.974 #189]
Vivre dans (litt. avec) la paresse quand on est jeune, et être couvert de haillons une fois vieux. [2.165 #1914]
Vivre en paresseux quand on est jeune, et être couvert de guenilles dans la vieillesse. [2.415 #1576]

Ohabolana 3Manaram-po ohatra ny banga mihomehy alina. [2.558]
Manaram-po ohatra ny banga mihomehy maizina. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ireo olona ratsy toetra ka manararaotra izaitsizy ny toe-javatra sendra. [1.1]

Ohabolana 4Manasa lamba hariva : manaram-po am-panasana, fa kely andro anahazana. [2.415 #6234, 2.653 #1572]
Manasa lamba hariva : manaram-po eo am-panasana, fa kely andro anahazana. [2.558 #2040]
Sasa-lamba hariva ; manaram-po am-panasana, fa kely andro anahazana. [2.558 #3855, 2.653 #2876, 2.165]
Sasa-lamba mitsidika andro; manaram-po am-panasana, fa kely andro anahazana. [2.165]
Dikanteny frantsayQuand on lave le linge le soir, on est satisfait en le lavant, mais on a peu de temps pour le faire sécher. [2.415 #6234]
Quand on lave son lamba l' après-midi, on peut bien le laver à son aise, mais pour le sécher le temps sera court. [2.165]
Fanazavana frantsayParce que le soleil se couchera bientôt. [2.165]
Se disait des gens qui suivent leurs goûts et leurs caprices sans aucune prévoyance. [2.415]

Fizahan-teny