Teny iditra (1/2) | 1 zara |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Matematika: rafitrisa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo [1.1] 5 Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary? [1.1] 6 Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 A lot, a share [1.7] 8 A division [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 Part, lot; partage [1.8] 10 Division, quotient [1.13] |
Ohatra |
11 Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy! [2.69] 12 Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray. [2.472] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny zara io |
Teny iditra (2/2) | 30 Zara |
Sokajin-teny | 31 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Voambolana |
32 Soratra Masina |
Fanazavàna teny anglisy |
33 Zerah [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
34 Zérah [2.996] |
Ohatra |
35 Joda niteraka an'i Faresa sy zara tamin'i Tamara; [2.996] |
Tovy hevitra | 36 zera, zera |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 37 Toko sy andininy momba Zara |
Tsanganana sy sary iray takila |
38 Fitanisana |
Lahatsoratra |
39 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zara |
Fivaditsoratra | 40 raza, zara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |