|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ahay
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fara faharatsiny: Raha tsy hamahana io mahantra io ianao, omeo vola kely ahay izy hamidiny mofo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] rather, in some degree, upon the whole, slightly preferable. Somewhat like aleo.
5  [1.7] at least
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] au moins; plutôt
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)8  ahay
Sokajin-teny  9  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Taifasy, Betsileo] izahay
11  [1.78] [Bara] izahay, isika
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.2] [Provincial] we, exclusive of person or persons spoken to. See izahay.
Tsanganana sy sary iray takila  13  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (3/3)14  ahay
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Betsimisaraka] anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro
Fanazavàna teny anglisy  17  [1.2] [Betsimisaraka] a name for the aye-aye
18  [2.233] aye-aye (Daubentonia madagascariensis)
Fanazavàna teny frantsay  19  [2.233] aye-aye (Daubentonia madagascariensis)
Voambolana  20  Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  21  aiay, hahay
Tovy hevitra  22  aingitra
Tsanganana sy sary iray takila  23  Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25