|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  babakoto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] karazana gidro fohy rambo, iray tarika amin'ny amboanala
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the largest species of lemur which, when wounded, the natives say gets leaves, chews them, and puts them on the wound. It has a short tail with white markings. Lichanotus brevicaudatus.
5  [2.233] indri (Indri indri)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] lémurien à courte queue (Indris brevicaudatus, Geoffroy Saint-Hillaire)
7  [1.19] [Tankarana] nom d'une espèce de lémurien.
8  [1.5] lémurien à courte queue (Indris brevicauda, Indrisidae)
Ohatra  9  Ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan' i Madagaskara [2.649#18]
10  Ragidro sy babakoto izany, hoy Itsima, fa tohizo ny tenin' ise [2.643#73]
Voambolana  11  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  12  amboanala, endrina
Renianarana 
Anarana iray reny 
Anarana ara-tsiansa 
Teny nalaina  92  Soratra misy io teny babakoto io
Tsanganana sy sary iray takila  93  Ny Gidro
Sary 
94  95 

Teny iditra (2/2)96  babakoto
Sokajin-teny  97  anarana
Fanazavàna teny malagasy  98  [1.1] fanaratsiana, enti-milaza olona tsy misy saina, donendrina: mangina ilay babakoto itỳ.
Ohatra  99  Ilay babakoto itỳ! (Espèce de vaurien!) [1.5]
100  Tsy mipepo amin' izany izahay, ry babakoto a! [1.262]

Fivaditsoratra  101  babakoto, taboboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21