Teny iditra | 1 fehy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Famatorana amin' ny tady: Ratsy fehy ireto kitay ireto ka hianjera tsirairay eny an-dalana Zavatra iandraiketana: Tsy fehin' ny Filohan' i Madagasikara ny Nosy Comores. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a tie, a knot superintendence, guidance, inspection, control, presiding care. 5 [1.7] the act of tying; a knot |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] action de lier; noeud |
Ohatra |
7 Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. [2.356] 8 ny rano Randriamatoa no azo atao telo siny ny kitay Randriamatoa no azo atao telo fehy ny zanak'olona tsy azo atao izany [2.131] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 14 vona, fatotra, rohy, fehy maty, fehy singory, fehy handrotra, tadivavarana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 45 Ohabolana misy io teny fehy io |
Fivaditsoratra | 46 fehy, fihe, hefy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |