Teny iditra jijikely (jijy, kely)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay nom d'une petite perle [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra bijikely
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy
Ohatra Hajahajao Antananarivo
ary omeo voninahitra Ambohimanga
fa akory haitraitran'Ambohijanahary
fa mitomany hibaby an'Iarivo
ary akory koa itony angolangolan'Isoamahamasina
fa mitomany hiampofo an'Ambohijanahary
eny iky rahavana
fa raha itondranao fitia mifanerana aho
dia mba itondrako fitia mifananda hianao
ka ataovy fitia jijikely aho
kely ihany fa maro mpiambozona
dia hataoko fitia foza kely hianao
ka laniko mbamin'ny akorany
[Fox: Hainteny, laharana 33]
Teny nalaina 

2015/03/04