Teny iditra maitso mavana (maitso, avana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny ahitra milenodenoka, na ny lokon-javatra mitovy amin' izany: Maitso mavana izany lohasaha izany ka maha-te hipetrapetraka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay vert brillant tirant sur le jaune [Abinal 1888]
Ohatra Maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 5]

Teny iditra maitsomavana (maitso, avana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay nom d'une perle [Abinal 1888]
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy

2019/04/22