Teny iditra mason-dandy (maso, landy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy volo kely hita eo ambony lohan' ny bibin-dandy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay poils situés sur la tête des vers à soie du pays; un cocon [Abinal 1888]

Teny iditra masondandy (maso, landy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karazam-bakana [3.1]
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy
Teny nalaina 

2015/03/03