|
|
|
|

Teny iditra1  maitsomanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-bakana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] nom d'une perle
Ohatra  5  [2.649#] Cameron sy £500 hividianany vatosoa fanao maitsomanana.
6  [2.366#] Ary hoy izy: tsy misy zavatra hafa tsy akory fa maitsomanana ihany, koa izay tratry ny ahy dia vidiko, fa ny vola ety miasa, koa raha lany izy dia manafatra indray.
Singan-teny  7  maitso, manana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  120  maitsomanana, nanamaitsoam

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28