Teny iditra | kinany > hinana (hana) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.12] | ||||||||||||
[1.3] | |||||||||||||
Ohatra | ka amy ny sivy mehery vao nitsahatrin'ny hinana dia vao nijery ny miaramila France indray izay nandihy, ka namelom-bovoka be hiany, sy mitabataba amy ny dihy.
[2.59] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | hanany, hanina, hinana |
Teny iditra | kinany > kina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Silencieux. Corruption de gina [1.3] | |
Teny iditra | kinany > kina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Manavy kely, dondozy [1.1] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Teny iditra | kinany > kina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Ramanavy makadiry [1.78] | |
Fivaditsoratra | anky, kina |
Teny iditra | kinany > kinana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] tanantanamanga [1.78] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Huile de ricin. (tsìroka) § tanantanamanga. [1.19] | ||
[Bara, Betsileo, Mahafaly, Sakalava] (parfois improprement orthographié kinany, Mensier, Dictionnaire des huiles végétales, etc.) (de nana : sécrétion blanchâtre des plantes, assimilée au pus qui se forme dans les organes humains infectés). Nom de diverses plantes sécrétant du latex. Surtout : Jatropha curcas L. et Ricinus communis L. (Euphorbiaceae). [1.196] | |||
Anarana siantifika | Jatropha curcas, Ricinus communis | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | ankany, ankina, kanina, kinana |
Teny iditra | kinany > hinaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin' ny hazo na amin' ny karavasy [1.1] | |
Sampanteny |
| |
Tovy hevitra | hinakinaka | |
Teny iditra | kinany > hinaka | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Sady lehibe no matavy, botrefona [1.1] | |
Sampanteny |
| |
Tovy hevitra | hinakinaka | |
Teny iditra | kinany > hinaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Grand marais, marais couvert de joncs. § heniheny. [1.19] | |
Fivaditsoratra | hakany, hany ka, hinaka, nakahy |
Teny iditra | kinany > kinaka (kaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Kakana, asiana kaka (sombin-javatra asisika mba hampihizina zavatra mihetsiketsika): Tsy nihontsona intsony ny kodiaran' ilay fiara nony nokinaka [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Calé [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voakaka | ||||||
Teny iditra | kinany > kinaka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Jereo hinaka [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Comme hinaka | ||||||
Fivaditsoratra | kanika, kinaka |