|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana iombonana ilazana ny gidro, aiay, varika
4  [1.13] karazana varika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the ring-tailed grey lemur
6  [2.233] ring-tailed lemur (Lemur catta)
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] lémurien gris (Lemur catta)
8  [2.233] maki, maki mococo, maque
9  [1.13] de la famille des lémuriens
Ohatra  10  Manana fomba fihazany maky sy sifaka izy. [2.508#]
Voambolana  11  Haibiby: mampinono
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  89  Ny Gidro
Sary 
90 

Teny iditra (2/2)91  Maky
Sokajin-teny  92  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  93  [2.996] Machi
Fanazavàna teny frantsay  94  [2.996] Maki
Voambolana  95  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  96  Toko sy andininy momba Maky

Fivaditsoratra  97  kima, maky, mika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21