Teny iditra peny > fena
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy Same as entitra. Also root of mifena, mifen-tsahona [1.2]
Sampanteny 

Teny iditra peny > feña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Sento [1.78]

Fivaditsoratra 

Teny iditra peny > fetra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay
Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id
Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control. [1.2]
 A limit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Limite [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : fetra, fetrako, fetranao, fetrany, fetrantsika, fetranay, fetranareo, fetran', fe-
Tovonana : -petra, -petro, -petrao, -peny, -petsika, -petray, -petrareo, -petran'
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra peny > fetra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] zanaka, taranaka [1.78]
Haiendriteny 
Tsotra : fetra, fetrako, fetranao, fetrany, fetrantsika, fetranay, fetranareo, fetr', fe-, fetry
Tovonana : -petra, -petro, -petrao, -peny, -petsika, -petray, -petrareo, -petr', -pe-, -petry
Tovy hevitra faitra

Fivaditsoratra 

Teny iditra peny > feny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny antsasak' ilan' ny omby eo aoriana [1.1]

Teny iditra peny > feny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] fefy
tamboho [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A fence, a hedge, an enclosure. See fefy [1.2]
Sampanteny 
Tovy hevitra fefy ~ fenifeny

Teny iditra peny > feny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny sofim-basy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The hammer of a gun [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Le chien de fusil [1.3]
Voambolana 

Teny iditra peny > feny (fe, -ny)
Sokajin-teny anarana fe sy mpisolo
Ohatra nefa tsy maty izy, fa ny feny no tapaka. [2.69]

Fivaditsoratra 

Teny iditra peny > feka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Faika, faikany: Fadin'Isamivita; tsy homan'ny fekany ko mialoke ny rony (fadin'Ilaisamivita: tsy homana ny ventiny nefa milaoka ny rony) [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Lie, dépôt, tourteaux. § fàika. [1.19]
Tovy hevitra fekana ~ fiaka

Teny iditra peny > feka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Name for a species of hawk. Same as fihiaka [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra feheaky ~ fiaky ~ fihiaka

Teny iditra peny > feka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay ( feka, comme faika et faitra, signifie amer) Nom donné aux arbres et arbustes dont les feuilles et les écorces sont particulièrement amères. Ces sont surtout :
[Tankarana] Hazunta silicicola Pichon (Apocynaceae).
[Bara] Hazunta modesta subvar. velutina (Pichon) Markgr. (Apocynaceae).
[Mahafaly, Tandroy] Hazunta modesta var. methuenii (Stapf & M.L.Green) Pichon (Apocynaceae).
[Tanosy] Hazunta modesta (Baker) Pichon (Apocynaceae). Les rameaux sont couramment mâchonnés en cours de route pour apaiser les sensations de faim. C'est un excellent anorexiant naturel. La décoction est utilisée par les femmes obèses, dans les villes comme Tuléar, pour faire des cures d'amaigrissement (à la campagne l'obésité est inconnue). Alcaloïdes : voir Anne-Marie Bui : Contribution à l'étude chimiotaxonomique du genre hazunta, Diplôme d'Études Supérieures, Facultés eds Sciences d'Orsay, 1970 ; P. Potier, A. M. Bui, B.P. Das, J. Le Men, et P. Boiteau, Annales Pharm. Franç. 28 : 621-629 (1968). [1.196]
Anarana siantifika Hazunta modesta, Hazunta modesta subvar. velutina, Hazunta modesta var. methuenii, Hazunta silicicola
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra peny > -pen'
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fe
Ohatra 
1Matin-drobon' ny adrisa, ka fola-pen' ny aketalahy [2.558]
2ka dia nivika ny foto-pen' i Jakoba, raha mbola nitolona taminy Izy [2.996]
Haiendriteny 
Tovonana : -pe, -peko, -penao, -peny, -pentsika, -penay, -penareo, -pen', -pen-, -pem-

Teny iditra peny > pen
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  penina: a pen [1.2, 1.7]

Teny iditra peny > pen
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  vala: an enclosure, a pen; a border [1.7]

Fivaditsoratra 

Teny iditra peny > fe-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fetra

Teny iditra peny > fe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faritry ny rantsam-batana ambany hatreo amin' ny valahana no ho midina ka hatreo amin' ny lohalika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The thigh. [Mal. pah; Nias. gae; Dairi. kae; Toba. hae-hae. In many Polyn. languages vae, probably allied to this, is used for leg.] [1.2]
 The thigh [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cuisse [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : fe, feko, fenao, feny, fentsika, fenay, fenareo, fen', fen-, fem-
Tovonana : -pe, -peko, -penao, -peny, -pentsika, -penay, -penareo, -pen', -pen-, -pem-
Kamban-teny 
Renianarana tongotra
Anarana iray reny leferana, lohalika, pokopoko, talikana, votativo
Ohabolana 

Teny iditra peny > fe
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] nefa [1.78]
  [Bara] fa, nefa [1.78]
 "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan' ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan' ilay teny voalohany saingy hoe manana ny toetra voalazan' ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangam-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy manana ny tena maha-olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used for the conjunction fa [1.2]

Teny iditra peny > fe
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Hajambana
Jamba [1.78]
  [Bara, Taisaka, Tanala] Jamba [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Aveugle [1.82]

Teny iditra peny > fe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] For tolana [1.2]

Teny iditra peny > fe
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny kely ampiasaina eo anelanelan' ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used for emphasis as follows: teniko fe lehibe, manao fe manao
Fanazavàna teny frantsay Comme-ci comme-çà [1.3, 1.8]
 Se place entre un nom, un adjectif ou un verbe qui se répète, et lui donne le sens adverbial de : à peu près, un peu, pas trop, par acquit, sans zèle, avec indifférence: Trano fe trano io (C'est une maison comme ci comme ça) ~ Mazoto fe mazoto izy (Il est un peu zélé, pas trop zélé) ~ Olona fe olona izy (C'est un individu comme ci comme ça, un peu bête, un peu inabordable) ~ Manao fe manao (Faire à peu près, par manière d’acquit) ~ Homana fe homana (Manger sans goût) [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra peny > fe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Arbre indéterminé [1.196]
Voambolana 

Teny iditra peny > Fe
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  Vy. Singa mivaingana, faha-26 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Iron [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Fer [3.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra