Teny iditra |
alina
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.] [1.2]
|
| Ten thousand [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dix mille [1.8]
|
Marika iraisam-pirenena | 10000 ~ 10 000 ~ 10.000 ~ 10,000
[3.1]
|
Ohatra | sy boriky arivo amby enina alina,
[2.996]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
alina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra Haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.] [1.2]
|
| Night [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nuit [1.8]
|
Ohatra |
1 | aza manan'eritreritra hianao hozaraiko ny andro sy ny alina ka ny alina azy ny antoandro anao
[2.131]
|
2 | Indray alina dia nanonofy Razaimalala.
[2.324]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Mpanahaka |
ankaly ~
lahaly |
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
alina
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout) [1.3]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
alina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Provincial for adina
[1.2]
|
|