|
|
|
|

Teny iditra1  aiay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
4 Karazan-gidro mpivoaka alina, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the aye-aye, a singular nocturnal animal endemic in Madagascar, to capture which, the natives say, causes illness or death. Same as ahay (Betsim.), and haihay [Antsih.]. Supposed to receive its name from its peculiar cry. Cheiromys Madagascariensis. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 aye-aye [1.54]
7 aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Ohatra  8  Ary indrindra ilay biby atao hoe aiay dia an' i Madagaskara irery. [1.436#]
Voambolana  9  Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  10 ahay, hahay, haihay
Tovy hevitra  11 aingitra
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  89  label="lemurs" run="lemurs?f=5&w=aiay" />ajouter illustrations de http://www.classicnatureprints.com/pr.Keulemans%20Primates/kp.aye.aye.htmlAry indrindra ilay biby atao hoe aiay dia an' i Madagaskara irery.

Fivaditsoratra  aiay, 90 iaia

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26