|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  babakoto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  karazana gidro fohy rambo, iray tarika amin'ny amboanala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  the largest species of lemur which, when wounded, the natives say gets leaves, chews them, and puts them on the wound. It has a short tail with white markings. Lichanotus brevicaudatus. [1.2]
5  indri (Indri indri) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  6  lémurien à courte queue (Indris brevicaudatus, Geoffroy Saint-Hillaire) [1.3]
7  nom d'une espèce de lémurien. [Tankarana] [1.19]
8  lémurien à courte queue (Indris brevicauda, Indrisidae) [1.5]
Ohatra  9  Ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan' i Madagaskara [2.649#18]
10  Ragidro sy babakoto izany, hoy Itsima, fa tohizo ny tenin' ise [2.643#73]
Voambolana  11  Haibiby: mampinono
Renianarana 
Anarana iray reny 
Anarana ara-tsiansa 
Tsanganana sy sary iray takila  35  Ny Gidro
Sary 
36 

Teny iditra (2/2)37  babakoto
Sokajin-teny  38  anarana
Fanazavàna teny malagasy  39  fanaratsiana, enti-milaza olona tsy misy saina, donendrina: mangina ilay babakoto itỳ. [1.1]
Ohatra  40  Ilay babakoto itỳ! (Espèce de vaurien!) [1.5]
41  Tsy mipepo amin' izany izahay, ry babakoto a! [1.262]

Fivaditsoratra  42  babakoto, taboboka

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30