Teny iditra endrina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karazana varika lehibe [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy indri (Indri indri) [Mittermeier: Lemurs]
Fandikana frantsay nom d'une espèce d'indris [Abinal 1888]
  [Tankarana] nom d'une espèce de lémurien, fotsy be volo misy sanga. [David 1952 (takila E)]
 indri (Indri indri) [Mittermeier: Lemurs]
Voambolana 
Anarana siantifika Indri indri
Teny mitovy hevitra amboanala ~ babakoto
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31