|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Anarana iombonana ilazana ny gidro, aiay, varika [1.1]
4  karazana varika [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5  the ring-tailed grey lemur [1.7]
6  ring-tailed lemur (Lemur catta) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  7  lémurien gris (Lemur catta) [1.8]
8  maki, maki mococo, maque [2.233]
9  de la famille des lémuriens [1.13]
Ohatra  10  Manana fomba fihazany maky sy sifaka izy. [2.508#]
Voambolana  11  Haibiby: mampinono
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  33  Ny Gidro
Sary 
34 

Teny iditra (2/2)35  Maky
Sokajin-teny  36  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  37  Machi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  38  Maki [2.996]
Voambolana  39  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  40  Toko sy andininy momba Maky
Tsanganana sy sary iray takila  41  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30