Teny iditra (1/2) | 1 sifaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-gidro fotsy fa mainty loha [1.1] 4 karazana varika [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a large lemur [1.7] 6 Verreaux's sifaka (Propithecus verreauxi verreauxi) 7 Coquerel's sifaka (Propithecus verreauxi coquereli) 8 Crowned sifaka (Propithecus verreauxi coronatus) 9 Decken's sifaka (Propithecus verreauxi deckeni) [2.233] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 gros lémurien [1.8] 11 lémurien [1.13] 12 propithèque de Verreaux (Propithecus verreauxi verreauxi) 13 propithèque de Coquerel (Propithecus verreauxi coquereli) 14 propithèque couronné (Propithecus verreauxi coronatus) 15 propithèque de von der Decken (Propithecus verreauxi deckeni) [2.233] 16 nom d'un lémurien (Propithecus verreauxi, Lemuroidae) [1.5] 17 le propithèque de Verreaux (Propithecus verreauxi verreauxi): sifaka-bilany [4.22] 18 le propithèque de Verreaux (Propithecus verreauxi coquereli): tsibahaka [4.22] 19 le propithèque de von der Decken (Propithecus verreauxi deckeni): tsibahaka [4.22] |
Ohatra |
20 Fefeny ny rano falehan' ny maky sy ny sifaka rehefa misotro rano ary eo amin' io toerana io no asiany toaka moran' ny maky tratrarina sotroina. [2.508#] |
Voambolana |
21 Haibiby: mampinono |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
43 Ny Gidro |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 46 sifaka |
Sokajin-teny | 47 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
48 (sens général en dialecte local : cruel, féroce ; Voir siaka Merina ; allusion à la toxicité). Rourea orientalis Baill. (Connaraceae). Arbre réputé très toxique. On ignore la nature de l'agent qui serait à l'origine de cette toxicité. Il ne semble pas s'agir d'un alcaloïde. [Sakalava]
[1.196] |
Voambolana |
49 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 51 fasika, fikasa, fisaka, fisàka, sifaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |