Teny iditra |
taitra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy matory intsony, efa mifoha na mahatsiaro: Tamin' ny dimy aho dia taitra aninaraina Mivadipo, mirongatra tampoka eo am-pahitana zavatra mahatsiravina, na fandrenesana loza tsy nampoizina: Taitra aho nahita ilay aloka nivoaka avy tao anaty kirihitra ka nanitsy nankeny amiko ~ Taitra Rakoto nandre ny vadiny voadonan' ny fiarakodia
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Startled, shocked [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Surpris, épouvanté subitement, saisi par la peur [1.3]
|
| Surpris, choqué [1.8]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
taitra,
taitran',
tai- |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|