|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mivadika

Ohabolana 1Aza manao lakam-pohy mora mivadika. [2.415 #5328]
Dikanteny frantsayNe soyez pas comme la pirogue trop courte qui se retourne facilement. [2.415 #5328]
Fanazavana frantsayProverbe betsimisaraka : soyez fidèle et constant. [2.415 #5328]

Ohabolana 2Matesa amam-basy tokana izay mivadika ny teny nataony. [2.415 #4200]
Dikanteny frantsayQue celui qui manque à sa promesse périsse d' un coup de fusil. [2.415 #4200]
Fanazavana frantsayParoles qui accompagnèrent la convention de soumission d' un des rois des Betsileo à Andrianampoinimerina. [2.415 #4200]

Ohabolana 3Mivadika imaso toa tandrok' osy. [2.558 #2512]
Mivadika imaso, toy ny tandrok’ ondry. [2.165 #496, 2.653 #1913]
Dikanteny frantsaySe retourner en face comme les cornes d' un bélier. [2.165]
Fanazavana frantsayManquer impudemment à sa parole. [2.165]

Ohabolana 4Nahoana no tsy mbola kiboina ka mivadika aty ? [2.415 #5564, 2.653, 2.558]
Dikanteny frantsayPourquoi vous tourner de ce côté avant d' avoir été chatouillé ? [2.415 #5564]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui se pâment de rire. [2.415 #5564]

Ohabolana 5Natao ho ranonorana ho tohan’ aina, ka nivadika ho havandra hanorotoro. [2.974 #493]
Dikanteny frantsayOn croyait avoir (en lui) une ondée bienfaisante, et le voilà changé en grêle dévastatrice. [2.974 #493]

Ohabolana 6Nivadika ny rasa, fa ny atiny no afaka aloha. [2.415 #2732, 2.653 #2111]
Nivadika ny rasa ka ny atiny indray no afaka nialoha. [2.558 #2800]
Dikanteny frantsayLa manière de découper la viande est changée et voici qu'on enlève le foie le premier. [2.415 #2732]
Fanazavana frantsaySe disait des changements et vicissitudes dans les affaires. [2.415 #2732]

Ohabolana 7Raha tsy ny faladia no mivadika, raha tsy Itasy no iray sotro, tsy avelako tsy ho tonga any aho ! [2.415 #4220]
Raha tsy ny faladia no mivadika, raha tsy Itasy no tonga eran' ny sotro, tsy avelako tsy ho tonga any aho! [2.558 #3674]
Dikanteny frantsayTant que ma plante des pieds ne se retournera pas, tant que le lac Itasy ne sera pas dans une cuiller, je ne laisserai pas que d' aller là-bas! [2.415 #4220]

Ohabolana 8Tsy menatra hivadika imaso toa tandrok' ondrilahy. [2.415 #4963]
Dikanteny frantsayQui n' a pas honte de se retourner en face, comme les cornes du bélier. [2.415 #4963]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui manquent impudemment à la parole donnée. [2.415 #4963]

Fizahan-teny