Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tenabe | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akanga Ankova maneno lohataona; ka ny tenako be no atý, fa ny saiko any Ankaratra ihany. [2.165]
Akanga Ankova maneno lohataona : ny tenako be no aty, fa ny saiko any Ankaratra ihany. [2.558] Akangalahy Ankaratra : ny tenako be no any, fa ny saiko aty aminao ihany. [2.415 #1048] Akangalahy Ankova : ny tenabe no any, fa ny saina aty ihany. [2.415 #1048, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pintade dans le pays des Hova ou dans l'Ankaratra : ma personne est au loin, mais mon esprit et mon coeur sont présents avec vous. [2.415]
Une pintade élevée chez les Hovas et gloussant au printemps, dit: "Mon corps est ici, mais mon esprit est dans l' Ankaratra" (d' où elle vient). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On appelle Ankaratra le pays occupé par la grande chaîne de montagnes qui se trouve au centre de Madagascar. [2.165]
Paroles dites aux parents par ceux qui étaient contraints de s' éloigner : absent de corps mais présent d' esprit et de coeur. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Akanga diso an’ Andringitra : ny tenabe no aty, fa ny fo mametsovetso any ihany. [2.974 #46, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pintade qui a franchi l' Andringitra : son corps est ici, mais son cœur ne parle que du pays lointain. [2.974] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ny fo be andevon’ ny tenabe. [1.147 #N6] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Tsy mety raha manao hoatry ny sinibe : ny loha saronana, fa ny tenabe mitanjaka. [2.415 #3080] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il n' est pas décent d' imiter la grande cruche à eau dont la tête seule est recouverte, alors que tout le reste du corps est nu. [2.415 #3080] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui ne rougissent pas d' être nus. [2.415 #3080] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||