Teny iditra | anina (any) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Atao [1.78] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be prepared, as yarn for the loom. [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Que l'on ourdit [1.3] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | anina | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fiatoana, fijanonana fa afa-po; fitsaharana tsy mandroso intsony [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | See onona, tony [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Halte, arrêt, cessation, repos, action de se contenter de [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | an~ina | ||||||||||||
Sokajin-teny | tsirinteny saradroa | ||||||||||||
Teny iditra | añina | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Sihanaka, Taimoro] Rivotra [1.78] | ||||||||||||
[Betsimisaraka] Rivotra malemy [1.78] | |||||||||||||
Rivotra mitsoka amin' ny faritra amoron-dranomasina. [1.1] | |||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Breeze, wind. [Mal. angin.] [1.2] | ||||||||||||
Voambolana | Haitoetrandro | ||||||||||||
Renianarana | |||||||||||||
Anarana iray reny | |||||||||||||
Fivaditsoratra | añany, anina, inana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |