|
|
|
|

Teny iditra1  kilalao
Fototeny  2  lalao
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako
5  Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny
6  Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  a toy, a plaything; play; theatricals [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  jouet; jeux, divertissements [1.8]
Tsipelina hafa  9  kilaolao
Tovy hevitra  10  tsilalao
Kamban-teny 
Sary 
12 

Fivaditsoratra  13  alaliko, alikola, kilalao, lakaoly, lalaiko

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20