|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lehibe
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza olona na biby sady avo ranjanana no be vatana, na zavatra makadiry, ngeza: Trondro lehibe, trano lehibe
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] big, large; old
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] grand; âgé
Ohatra  6  [2.499#] Ao izany lehilahy lehibe mihaja.
7  [2.442#] Ary iza ity lehilahy lehibe ity?
8  [2.59#] Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany!
Singan-teny  9  lehy, be
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
Mpanahaka  14  dabe, makadiry, vaventy, fonitra, debo, fonetana, donga, vokatra, ngeza, goay, goaibe, goavana, goma, gomabe, dobara, dobarabe, dofa, bontolo, mokany, bolangina, botrefona, beboko, vokavoka, vongavonga, bevava, tsy mifanerana, tsy anoharana, tsy ahombiazana, tsy omby fo
Kamban-teny 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny lehibe io

Teny iditra (2/2)20  lehibe
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.1] Ny mpifehy, ny mpitondra: Ho tonga hamangy antsika rahampitso ny lehibe
Ny tale, ny filoha: Ny lehiben' ny mpitsara, ny lehiben' ny sekoly.
Fanazavàna teny anglisy  23  [1.7] the chief one
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.8] chef
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/27