Teny iditra |
mambosy
(ambosy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana Mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana
[1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mambosy |
Ny lasa : |
nambosy |
Ny hoavy : |
hambosy |
Filaza mandidy : |
mambosia |
|
Mpanahaka |
manabony ~
manabosy |
|
Teny iditra |
mambosy
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Catalyser [1.13]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mambosy |
Ny lasa : |
nambosy |
Ny hoavy : |
hambosy |
|
|