Teny iditra (1/5) | 1 ala |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 enti-milaza zavatra mitambatra maro, indrindra fa ny zava-maniry [Betsimisaraka]
[1.78] 4 Fitambarana hazo maro be miara-maniry mandrakotra toerana iray malalaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a forest, a wood [Mal. alas.] [1.2] 6 a forest [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 forêt [1.8, 1.13] 8 Forêt, nom général des forêts primaires ou encore faiblement modifiées par l'action de l'homme (pris adjectivement le même mot veut dire : touffu, où l'on pénètre difficilement). Les Malgaches distinguent plusieurs catégories de forêts : 9 - ala tsy vaky lay ("forêt dont on n'a pas coupé même un poil" ; lay = poils, duvets qui couvrent certaines plantes) : forêt vierge, intacte. 10 - ala mikirindro (de kirindro : épais, touffu) : forêt intacte épaisse, relativement basse, des pentes orientales. 11 - ala mainty (de mainty = noir) : forêt intacte épaisse, très élevée. C'est la grande forêt de la côte Est. 12 - ala maizina (de aizina = ténèbres, obscurité) même sens que ala mainty. 13 - ala ngetroka (de ngetroka = opulent, riche) la forêt la plus exubérante, comme celle de la presqu'île de masoala. 14 - alam-bero (de vero = grandes Graminées) forêt occidentale, où les Poaceae s'installent facilement dès qu'elle se dégrade. 15 - ala mazaotra (de mazaotra = dégarni, éclairci) forêt des hautes cimes où le jour pénètre facilement. 16 - ala vory (de vory = rassemblé, réuni, ramassé sur lui-même) forêts galeries, rassemblées dans les endroits protégés des feux. 17 - ala maty (de maty = étique, mourant) forêt surexploitée, menacée par l'exploitation abusive. 18 - ala fady (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux. 19 - ala-be : végétation xérophile dense sur les dunes fixées de sable roux. [Sakalava] [1.196] 20 Pour les forêts secondaires, voir savoka. [Mahafaly] |
Ohatra |
21 Mbola aiza re ny ala, Andriamatoa? [2.643] 22 Nanao ny asa nandrasana taminy ala. [2.472] 23 mibirioka aho, may ny ala atsinanana; [2.69] 24 Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka. [2.508] |
Voambolana |
25 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran' olona |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 53 Ohabolana misy io teny ala io |
Lahatsoratra |
54 Randzavola: ala ao amin' ny Baiboly |
Sary |
|
Teny iditra (2/5) | 56 ala |
Sokajin-teny | 57 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
58 Fakana, fanesorana 59 Fiaingana amin' ny toerana iray mba ho any amin' ny toeran-kafa. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
60 without, on the outside of, removed, freed from. Much used in making compound words and phrases. See afaka, aka, isotra, saraka. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
61 sortie, enlèvement [1.3] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/5) | 92 ala |
Sokajin-teny | 93 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
94 a provincial name for a serpent [Provincial]
[1.2] |
Voambolana |
95 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Teny iditra (4/5) | 96 alà |
Fototeny | 97 la |
Sokajin-teny | 98 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
99 Entina manohitra; ampiasaina mba hanoherana: Alavy ny hevi-diso ny fitanana ny marina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
100 ce qu'on emploie pour nier. Alavy ny hevi-diso ny rariny: employez la vérité contre l'erreur [1.3] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (5/5) | 105 alà |
Sokajin-teny | 106 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
107 vohana [Bara]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 108 ala, alà, ala, alà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |