Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : ala | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Afa-nenina hatrany an-ala lava ka hatrany an-ala. [2.653 #21]
Afa-nenina hatrany an' ala lava, ka hatrany an' ala fohy. [2.165 #1108, 2.415 #6467, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il est exempt de remords, car il a fait tout ce qu' il a pu et cherché dans la grande et la petite forêt. [2.415 #6467]
N' avoir rien à se reprocher comme celui qui a fait tout ce qu' il pouvait dans la forêt longue comme dans la forêt courte. c.à.d. partout). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des supérieurs chargés de reprendre leurs inférieurs : ils satisfont à leur conscience lorsqu' ils les reprennent, même s' ils ne sont pas écoutés ; ils ont fait tout leur possible. [2.415 #6467] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aiza ny ala no eto Ankeramadinika dia lany vatsy sahady. [2.558]
Aiza no ala no Ambatomanga no lany vatsy ? [2.165 #1983, 2.415 #4014] Mbola aiza ny ala no vao eto Ambatomanga dia lany vatsy. [2.558 #2222] Mbola aiza no ala, no vao eto Ambatomanga ka lany vatsy ? [2.415 #4014, 2.653 #1699] Sao vao eo Ambatomanga, ka lany vatsy sahady. [2.415 #2404] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Être à peine à Ambatomanga, près de Tananarive, et avoir déjà dépensé ses provisions de voyage. [2.415 #2404]
La forêt n' est-elle pas encore bien loin, et déjà vos provisions sont épuisées à Ambatomanga ? [2.415] Où donc est la forêt, pour qu' arrivé à Ambatomanga, vous n' ayez déjà plus de provisions de voyage? [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ambatomanga était une ville sur la route de l' est qui était la route de la forêt ; ce proverbe se disait de ceux qui ne savent pas épargner. [2.415]
Il s' agit de quelqu' un de Tananarive se rendant à la forêt de l' Est; il n' est qu' à Ambatomanga, c.à.d. seulement à peu près à mi-chemin, et pourtant il a déjà mangé toutes ses provisions! [2.165] Se disait des jeunes gens dissipateurs et imprévoyants. [2.415 #2404] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Akanga diso ala ka mahatsiahy ny tany nahazatra. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Akangalahy miditra ala : miandry ny Akangalahy miditra ny ala : miandry ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pintade qui entre sous bois : elle veut attendre que l' orage passe, et elle est surprise par une pluie qui tombe sans discontinuer. [2.415 #4263] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d' un filou ou autre personne se croyant en sûreté. [2.415 #4263] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Amalona tompon' ny rano hianao, izaho railovy tompon' ny ala, ka samia | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Amoron’ ala tay Amoron' ala tsy Amoron' ala tsy | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona mahantra kanefa eo afovoan' ny ilaina rehetra. [1.1]
Matetika izay manana ny ilaina rehetra mba hananan-javatra iray indrindra no tsy manana an' io zavatra io, na noho ny tsy firaharahan-tena na noho ny fikokorany hitady vola ka ny tenany indray no tsy tsaroany. [1.1] Mitovy hevitra: mangetaheta ambony lakana, mosarena manatrika ny sompitra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce ne sont pas ceux qui habitent près de la forêt qui ont de grandes maisons. [2.165]
Habiter au bord de la forêt et n' avoir qu' une cabane. [2.415 #2483] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les cordonniers sont souvent les plus mal chaussés. [2.165]
Se disait des gens qui étaient pauvres au sein de l' abondance ; les maisons se construisaient en bois près de la forêt. [2.415 #2483] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Androngo miditra ala : ny tompon-tany ihany no aloha. [2.415 #613, 2.653]
Androngo miditra ala, ny tompon-tany no mialoha lalana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézards qui vont sous bois : ce sont les habitués du pays qui vont devant. [2.415 #613] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait des chefs qui étaient les premiers, mais opprimaient le peuple ; dans un sens plus général, il signifiait que les gens habitués à un métier devaient donner l'exemple. [2.415 #613] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Any an' ala no mandoro tavy, ka Imerina no manjavona antoandro (hariva). [2.558 #311] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Aza manantena lambo hiakatra, ka tsy midina any an-ala. [2.165 #693]
Manantena lambo Manantena lambo hiakatra, ka tsy midina any an' ala. [2.415 #5855] Nanantena lambo hiakatra ka tsy nidina an' ala. [2.558 #2741] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il attend que le sanglier vienne, au lieu de descendre le chercher dans la forêt. [2.415 #5855]
N' espérez pas voir le sanglier monter tout seul vers vous, alors que vous ne voulez pas aller dans la forêt (pour l' y chasser). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Proverbe analogue au français : attendre que les cailles rôties tombent dans la bouche. [2.415 #5855] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Aza miteny hazo an-ala. [2.165 #1680, 2.653 #660] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne parlez pas d' arbres (ou de bois) dans la forêt. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Profitez de ce que vous y êtes pour en prendre, sans perdre votre temps à des remarques futiles. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Aza ny ala ierena no dodonana, fa tsy fanao. [2.415 #280] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Gardez-vous de l' empressement à détruire la forêt de sûreté, car ce serait contre l' usage et de plus une sottise : vous n' auriez plus où vous cacher en cas de danger. [2.415 #280] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Maxime des anciens ; on s' en servait pour signifier : ne faites pas du mal à celui qui vous fait du bien. [2.415 #280] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Be feo mananatra, ka ny alan-trano no mahazo aloha. [2.558 #892]
Be feo mananatra, ka ny ala-trano no mahazo aloha. [2.165 #1592] Be feo mananatra, ka ny any ala trano no hendry aloha. [2.415 #5596, 2.653 #746] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Homme à grosse voix qui gronde : les gens du dehors deviennent sages avant ceux de la maison. [2.415 #5596]
Quelqu' un admonestant en criant (chez lui): ce sont ceux qui passent dehors qui entendent les premiers. [2.165 #1592] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens bourrus qui ne savent rien arranger en famille. [2.415 #5596] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Hianao no hazo dimbin' ny ala, vorom-panova hena. [2.415]
Hianao no hazo solon' ny ala, vorom-panova hena. [2.415] Solon' ny maty, fanovan' ny velona, hazo dimbin' ny ala, vorom-panova hena. [2.974] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | (Les enfants sont) les remplaçants du mort, les soutiens des vivants, le bois qui perpétue la forêt, la viande de canard après la viande de bœuf. [2.974]
Vous êtes l' arbre qui tient lieu de forêt, la volaille qui remplace la viande de boeuf. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les descendants remplacent les ancêtres ; on disait ce proverbe de ceux qui remplaçaient dignement un bon prédécesseur. [2.415 #970] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Hianareo no natao ala hikirizana sy vato hifaharana. [2.558 #1335]
Hianareo no natao ala hikirizana, vato hifaharana. [2.165 #98, 2.415 #814] Natao ala ikirizana sy vato ifaharana hianareo, ka aza atao menatra manan-kavana lahy! [2.558 #2755] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On a fait de vous comme une forêt dans laquelle on s' opiniâtre, et comme une pierre sur laquelle on se tient ferme. [2.165]
On vous a regardés comme une forêt où l' on s' opiniâtre et comme une pierre sur laquelle on se tient ferme. [2.415 #814] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Ho any an' ala ka no mivongika hazo bila. [2.558 #1354] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Ilay manafina ala fady, ka fosain' ny bodo sy adala. [2.558 #1407] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona. [2.415 #3109]
Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana, mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Iarivo, mihilahila any Antongona. [2.558] Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an-ala, ka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cet Andriamasoandro, cet Andriambolana : il se lève de bonne heure dans la forêt, apparaît dans l'Imerina au milieu du jour, et puis penche vers la montagne Antongona. [2.415 #3109] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Marche du soleil. [2.415 #3109] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Lambo an’ ala vahatra an’ ala : izy fokony tsy Lambo añ-ala, vahatra añ-ala; izy mihavana tsy | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ny lambo any an-ala, ny vahatra (vahatra hazo) any an-ala, mpihavana izy ka tsy hifamola-tongotra. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Mamona vava ala. [2.415 #5449] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Empêcher d' entrer dans la forêt. [2.415 #5449] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Détruire ou empêcher un bien jusque dans sa source. [2.415 #5449] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Mandan' ny fanjakana ny ala. [2.415 #434] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les forêts sont des forteresses qui protègent le royaume. [2.415 #434] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Maro ny omby any an' ala fa ny an' ny Andriana ihany no Maro ny omby any an-ala, fa ny Maro ny omby any an-ala, fa ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il y a beaucoup de boeufs dans la forêt ; mais seuls ceux qui ont les oreilles taillées en pointe, sont les boeufs du souverain. [2.415]
Il y a beaucoup de bœufs dans la forêt, mais seuls ceux qui sont marqués aux oreilles appartiennent au souverain. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il y a donc des distinctions à faire. [2.165]
Se disait pour signifier l' excellence d' une chose. [2.415 #214] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Mba ataovy toy ny voankazo an' ala ny anatra omen’ ny olona ny tena, ka ny mangidy aloa ary ny mamy atelina. [2.415 #6512]
Voankazo an' ala, ka ny mamy atelina ary ny mangidy aloa. [2.415 #6533] Voankazo an' ala, ka ny mangidy aloa, ny mamy atelina. [2.558 #4993] Voankazo an' ala : ny mangidy aloa, ny mamy atelina. [2.653 #3706, 2.974 #335] Voankazo añ' ala ka ty mame | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faites comme avec les fruits de la forêt : on avale les doux et on jette les amers. [1.68]
Faites des avis qu'on vous donne, comme des fruits qu' on trouve dans la forêt : on mange les bons et on laisse les mauvais. [2.415 #6512] Gomme les fruits cueillis dans la forêt : ceux qui sont amers, on les rejette ; ceux qui sont doux, on les savoure. [2.974 #335] Quand on trouve des fruits dans la forêt, on mange les bons et on laisse les mauvais. [2.415 #6533] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On essaie les fruits, et c'est par le goût qu'on juge ; de même il faut écouter les avis et voir quels sont ceux qui sont bons ou mauvais. [2.415]
Se disait des avis reçus et des paroles entendues. [2.415 #6533] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Monina amoron' ala ka mahita ny mahitsy hokapaina. [1.1]
Raha monina amoron' ala, mahita ny mahitsy hokapaina. [2.558 #3624] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa ny fisian' ny tena amin' ny toerana iray dia ahalalana miohatra an' iza na iza izay rehetra mikasika an' io, na koa: izay zatra mifampikasokasoka amin' olona na zavatra maro no mahalala izay tokony hatao. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Na ala mainty aza hianao, izahay kosa no ala tsy vaky lay! [2.558 #2641] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Ny ala fo mandroaka ny nenina. [2.165 #1109, 2.415 #6419, 2.558 #2844, 2.653 #2135] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire son possible, c' est chasser le regret. [2.415 #6419]
Quand on a fait tout son possible, on n' a pas de regrets à avoir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Analogue au français : fais ce que dois, advienne que pourra. [2.415 #6419]
Fais ce que dois, advienne que pourra. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Ny ala sy ny tazo, dia jeneraly roa ngezalahy miaro ahy tsy ho tafihin' ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La forêt et la fièvre, voilà deux puissants généraux qui me défendront contre les puissances de l' Europe. [2.415 #6314] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles de Radama I. [2.415 #6314] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Ny anay salakam-barika ka vita hatrany an' ala. [2.558 #2878, 2.653 #2159] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Ny hazo no vanon- Ny hazo no vanon- | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ny zavatra no vanona dia ny any amin' ny fototra no tsara. [1.1]
Ny zavatra tsara dia avy amin' ny zavatra tsara ihany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si avec un arbre, on peut faire une pirogue c' est grâce à la forêt où il a poussé. [2.165]
Si on peut faire une pirogue avec un arbre, c' est que l' arbre a poussé dans la forêt. [2.415 #2774] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Roa lahy miady an-ala: tsy misy andrian-kisahala. [2.558 #3760, 2.653 #2797] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Roa lahy miditra ala : izy tokiko, ary izaho tokiny. [2.974 #424, 2.653]
Roa lahy miditra ala : izy tokiko fa izaho tokiny. [2.558 #3761] Roa lahy miditra ala: ka izy tokiko, ary izaho tokiny. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Deux hommes pénétrant dans la jorêt : il est mon appui et je suis son appui. [2.974 #424]
Deux hommes pénétrant dans une forêt: c' est lui qui est mon assurance, et c' est moi qui suis la sienne. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Sorohitra latsaka an' ala, ka adaladala fanidina. [2.558 #259, 2.653 #2937] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Toy ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pareils aux pattes du martin-pêcheur de la forêt, qui sont propres quand même il est loin de l' au. [2.165 #108] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Tondro iray tsy mahazo hao, hazo tokana tsy mba ala. [2.415 #5232]
Tondro tokana tsy mahazo hao. [2.165 #238, 2.558 #4182, 2.653 #3124] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un doigt ne suffit pas pour saisir un poux, un seul arbre ne constitue pas une forêt. [2.415 #5232]
Un seul doigt n'attrape pas de poux. [1.68] Un seul doigt ne peut attraper un pou. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il est nécessaire de s' unir et de s' entendre. Le roi Andrianampoinimerina appliquait ce proberbe à l' union du souverain et du peuple. [2.415 #5232]
L' union fait la force. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Tsararaka manenon' ny akanga eny ambonin' ny ala miandrandra; tsiatsiaka manenon' ny vorona eny anatin' ny ala maizina. [2.415 #5148] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Tsararaka, chant des pintades au-dessus de la forêt aux arbres droits ; tsiatsiaka, chant des oiseaux dans la forêt sombre. [2.415 #5148] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le chant des pintades symbolise les regrets, celui des oiseaux symbolise les désirs. [2.415 #5148] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Tsy mety raha manantena rahalahy mahay mandrafitra, ka mitondra ny hazo meloka hatrany an-ala. [2.653 #3430]
Tsy mety raha manantena rahalahy mahay mandrafitra, ka mivongika hazo lena. [2.558 #4609] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Tsy ny | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||