|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lobaloba
Fototeny  2  loba
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny akanjo na satroka malalaka loatra
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
Tovy hevitra  7  loba

Teny iditra (2/2)8  lobaloba
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] karazana voahangy
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3] nom d'une perle
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  124  bolabola, lobaloba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21