|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mianjera
Fototeny  2  zera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon-dry zareo atsy aoaratra
Lavo, potraka: Nanitsaka hoditr' akondro izy ka nianjera
Mivarina: Nianjera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to fall down by itself
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] tomber de soi-même, s'écrouler
Ohatra  7  Manahirana ny jiro toy izany raha voatsoakan' ny rivotra tampoka na mianjera tsy nahy ka maty. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  lavo, potraka, tafintohina, latsaka, lavoankavia, midaboka, mironjina, mivena, mibolaly, mibolasitra, mibolila, mibolisatra, misolafaka, misolifaka, misolifatra, miongana, mitsirara, mitsingoana, miantonta, mitrosina, mitrotrongy, mitsinkasina, mandryilika, mitsingidina, mitsingadina, mitotongana, mitsingatotra, mitsimbadika, mikodia, mikodingy, mikodingidingy, mivalangitrika, midaboboka, midalaboboka, mitalaboboka, midaraboka, midarafoka, mivadika, mihohoka, miantatafoka, mitatavoka, mivadika, mitatafoka, miankarapoka, miampatra, mikoa, mikoannynahiny, mikoro, mietsaka, mihotsaka, miletsy, mihintsana, mivarina, mirodana, mirarakaompana
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mianjera io

Teny iditra (2/2)15  mianje
Fototeny  16  zera
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mianjera [Fitanisana]

Fivaditsoratra  18  ianjeram, manajery, mianjera, mianjerà

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08