|
|
|
|

Teny iditra1  vakana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan-javatra boribory kely mahafinaritra, izay tohizina hatao haingo ka iambozonana na ahodidina ny lanton-tanana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a bead
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] perles; grains de collier, de bracelet
6  [1.8] perle, grain de collier, etc
7  [1.196] (toute l'île). Perles, grains de colliers ou de chapelets. Par extension, les graines rouges, rouges et noires, ou blanches, etc. employées à faire des colliers à bon marché. Pour les distinguer des perles importées, on les appelle vaka-maivana (de maivana : léger à bon marché). Ce sont souvent celles de Coix lacryma-jobi, Voir vakamaniry, d' Abrus precatorius L. Voir masonamboatora ; d' Adenanthera pavonina, etc.
Ohatra  8  dia misampy amy ny Mpanjaka ny vakana mitoetra amy ny [2.48]
9  Ny hazo, ny taolana, ny voamboana, ny andramena, ny tandrok’omby, ny akorandriaka, ny voanio… dia samy akora azo anamboarana vakana avokoa. [4.49]
10  Ireny no vohasana amin' ny akorany isan-kariva, tohizina amin' ny tsiraka tangon-drofia, dia iny sahala amin' ny vakana henjana iny no ampirehetina atao jiro. [2.472]
11  Izao no karazam-bakana nentiny: ny voahangy, ny sarihangy, ny kelisahilonaka, ny tsiambohitra, ny sangotsy, ny jijikely, ny maizinkotro, ny tsilaiby, ny vodilanitra, ny atodiosy, ny moraporitra, ny poabarahina, ny voavola, ny mahajizy, ny voahanginandriana, ny voahangindrano. [2.436]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny  38  Vakana Malagasy : Perles malgaches (Pagès P)
Zanakanarana 
Ohabolana  151  Ohabolana misy io teny vakana io
Teny nalaina  152  Soratra misy io teny vakana io

Fivaditsoratra  153  anvaka, avanak, kavana, vakana, vanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02