Teny iditra | matahotra (tahotra) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Famaritana malagasy | Mahatsiaro ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray na olona na zavatra tsy sahy hatonina: Matahotra an-drainy mafy Isambilo fa nisy ratsy nataony [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fandikana anglisy | to be afraid of [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Fandikana frantsay | craindre, être craintif [Hallanger 1974] | ||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny matahotra io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |