Teny iditra (1/2) | 1 tovona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 ajoutage, addition [1.3#737] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 tovona |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina [1.1] 13 tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination. Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
15 préfixe [1.13] 16 affixe [1.66.fr#14] |
Voambolana |
17 Haiteny |
Mpanahaka | 18 tovana, tozana, fanampy, tamby, sanda |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny tovona io |
Tsanganana sy sary iray takila |
21 Ny tsirinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 22 avonto, tovano, tovona, vatono |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |