|
|
|
|

Teny iditra1  tsitsidy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  karazan-dragidro kely mpifalihavanja eny amin'ny alan'akondro na any an'ala [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4  Brown or Rufous Mouse Lemur (Microcebus rufus) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  5  microcèbe roux (Microcebus rufus) [2.233]
Voambolana  6  Haibiby: mampinono
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  28  Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30