|
|
|
|

Teny iditra1  jaky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Volon-javatra mena dia mena, loko na sora-damba mangatrakatraka.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a bright red
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] rouge vif, pourpre
Kamban-teny 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  106  Ohabolana misy io teny jaky io
Teny nalaina  107  Soratra misy io teny jaky io
Tsanganana sy sary iray takila  108  Ny Loko

Fivaditsoratra  109  jaky, jika, kaji, kajy, kija

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28