Teny iditra | 1 ngerona |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Mainty maloto: Ngerona erỳ izany tanan' ity zaza ity izany ka tokony hosasana. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 very black, coal-black. [1.2] 10 of a very dark bluish color; dirty [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 d'un bleu foncé; sale [1.8] |
Kamban-teny |
|
Renianarana |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny ngerona io |
Tsanganana sy sary iray takila |
14 Ny Loko |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/18 |