Teny iditra | 1 maintimainty |
Fototeny | 2 mainty |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [duplicatif] [1.3#419] |
Ohatra |
6 Iny olona anankiray maintimainty manarak' aloka. [2.499#106] 7 Hay mofo efa voatokana misy hevitra maintimainty. [2.587] 8 Totoina madio tsara ny vary tsy asiana maintimainty na akotry aza. [1.353] |
Tovy hevitra | 9 maintinty |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 44 Ohabolana misy io teny maintimainty io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |