Teny iditra | menafify | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mena antitra Volombavan' antitra hariva vao menafify [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rouge foncé [1.3] | |
Ohatra | Narosony faharoa indray izany trondro noho-sorany toton-koba, dia nendasiny nataony menafify ka lany mbamin' ny taolany.
[2.285] | |
Teny fotony | mena, fify | |
Tsipelina hafa | mena fify | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny Loko | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny menafify io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/30 |
![]() |