Teny iditra (1/3) | 1 bobo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fotsy dia fotsy, fotsy botsiaka. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] white, chiefly applied to cattle and sheep; an albino. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.19] [Tankarana]
blanc. |
Kamban-teny |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 105 Ohabolana misy io teny bobo io |
Teny iditra (2/3) | 106 bobo |
Sokajin-teny | 107 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
108 [1.10] [Betsimisaraka]
vohoka, kibo, fivaviana, ny faritra fiterahan' ny vehivavy |
Fanazavàna teny anglisy |
109 [1.2] [Provincial]
the womb |
Voambolana |
110 Haiaina |
Teny iditra (3/3) | 111 bobo |
Sokajin-teny | 112 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
113 [1.10] erika madinika mitorajofo, mamovoka sady mifafy |
Voambolana |
114 Haitoetrandro |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |