|
|
|
|

Teny iditra 1  ngaly
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 mainty mangirangirana; maizina tanteraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 intensely black, dark [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 noir luisant [1.3]
Ohatra  9  ngaly sady ngizina ny haizin' ambanivohitra fa tsy mba nanana jiro varatra hamotsiana azy iretsy mpamboly mandadiana. [1.281]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  109  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe ngaly
Tsanganana sy sary iray takila  110  Ny Loko

Fivaditsoratra  111 langy, 112 linga, ngaly, 113 ngila

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20