|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  piripiso
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Mainty ngizina noho ny loto, feno tsikoko [1.1]
Kamban-teny 
Renianarana 

Teny iditra (2/2)5  piripiso
Sokajin-teny  6  anarana
Voambolana  7  Haizavamaniry: hazo
Fanazavàna teny malagasy  8  Karazan-kazo madinika mivondrona [Sakalava] [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/19